xmw_eph_text_reg/04/11.txt

1 line
514 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-12-15 02:59:32 +00:00
\v 11 \v 12 \v 13 Kristy dia nanôlotro ny sasany ho apostoly, ny sasany ho mpagnazary, ny sasany ho evanjelista, ave ny sasany ho pasitaira ndraiky mpampianatra. Nagamia re asa re Izy mbô hagnampiagna re vahoakany masigny ho amin'ny asa fanompoagna, amin'ny fagnorainagna ny vatan'i Kristy. Manôhy magnorigny ny vatany Izy mandra-pahatakarantsika jiaby ny firaisam-ponoagna ndraiky ny fahaizagna ny Zanaka Zagnahary, ave mbô hahatonga atsika ho matotro kay mbô hahatakatra ny hagidasan'ny fahafinoan'i Kristy.