2020-12-15 02:59:32 +00:00
|
|
|
\v 1 \v 2 \v 3 Noho zany, zaho, amin'ny maha gadran'ny Tompo zaho, dia mampirisiky are mbô handaiha am-pahindriagna amin'ny antso zay nagnantsaovagna are. Mampirisky are zaho mbô hanagna fanitrian-taigna gaida ndraiky fahatsoragna ave faharaitagna, mifandefitry amin'ny fitiavagna. Magnanaova zay faran'ny angôvonare mbô hikajianagna ny firaisan'ny Fagnahy amin'ny fehim-piavahavanagna.
|