xmw_eph_text_reg/03/17.txt

1 line
408 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-12-14 18:48:01 +00:00
\v 17 \v 18 \v 19 Mivavaka zaho mbô hidôko ao am-pônare amin'ny finoagna Kristy, mbô hifôtotro ndraiky hiorigny ao amin'ny fitiavany are. Hahazo ngôvo anie are kay hoafa-mahatakatra, miaraka amin'ny re mpino jiaby, ny ampohony, ny halavany, ny hambaosany, ary ny halalignany, avake mbô hahay ny fitiavan'i Kristy, zay mihoatra ny fahaizagna jiaby, kay mbô ho finoan'ny fahafinoan-Jagnahary jiaby are.