xmw_act_text_reg/19/35.txt

1 line
539 B
Plaintext

\v 35 Koafa nampangigny vahoaka ny lehiben'ny tanàgna, nivaolagna izy nagnanjao: "Anao ôlon'ny Efesiosy, ôlogno zôvy no teo kay tsy nahay fao ny tanàgnan'ny Efesiana dia mpiambigny tempolin'ny Diana goalahy ndraiky sary zay nilatsaka avy akagny an-dangitry ?\v 36 Avakeo hita aveo fao tsy azo lavigny reo raha reo, tôkony hangigny areo kay tsy hagnano na ino na ino tsy am-pihevairagna.\v 37 Fao nindesin-jareo aketo amin'ny fitsaragna reo lalahy reo zay sady tsy mpandratra tempoly no tsy mpivaolagna ratsy ny zagnaharim-bavintsika.