xmw_act_text_reg/19/33.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 33 Ny sasany tamin'ny reo vahoaka no nagnambara Aleksandra, zay natosiky reo vahoaka ho akagny alaohaka, kay nagnano fihetsiky tamin'ny tagnany i Alesandra, teo hagnamia fagnazavagna amin'ny reo zay nivôry.\v 34 Fao koafa nahay zareo fao Jiosy izy, dia nangaiky mafy tamin'ny feo araiky izy jiaby teo amin'ny fotoagna aroa, nagnanjao: "Goalahy ny Artemisin'ny Efesiana.''