xmw_act_text_reg/19/18.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 18 Aveo koa, maro tamin'ny reo mpino no nagnatogno avakeo nibaibaka ary niaiky raha ratsy zay vitan-jareo.\v 19 Maro reo nisaoma aôdy no niaraka ninday bokin-jareo ndraiky nanôndro zany tampahibemason'ny tsiaraikiraiky. Koafa nagnisa ny tômbom-barotro zareo, dia farantsa vaolafôtsy dimy aligny zany.\v 20 kay niparitaka tamin'ny fomba matanjaka ny vaolagna ny Tompo.