xmw_3jn_text_reg/01/09.txt

1 line
426 B
Plaintext

\v 9 Nanaoratra raha tamin'ny fiangonagna zaho, kanaifa Diotrefa, lehy te-ho laohany aminare, dia tsy nandray zahay. \v 10 Noho zany, raha avy zaho, dia hotsaroako reo asa zay nitsabony, ny fomba nagnambarany raha mahatsiravigny manohitry zahay miaraka amin'ny vaolagna ratsy. Tsy afa-pô tamin'ny reo asa, dia tsy nandray reo rahalahy izy. Nandrara reo zay te-hagnano karaha zany izy avake nandroaka zare hiboaka fiangonagna.