Fri Jul 23 2021 15:29:20 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-23 15:29:20 -04:00
parent cd512354d1
commit ee6d226f4e
3 changed files with 2 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 Na dia zany ndraiky, ny fôtorto mafy horigny Zagnahary dia mijoro. Managna tô saoratra tô: "Ny Tompo dia mahay reo zay nihinazy" avakeo "Zay jiaby manognogno ny agnaragna Tompo dia tsy maintsy miala amin'ny tsy fahamarinagna."\v 20 Ao amin'ny tragnon'ny mpanan-kariagna, dia tsy reo fpitrahan'ny vaola maina ndraiky vaola fôtsy faogna ny akao. Misy faogna koa reo fipitrahan'ny kakazo ndraiky tanimanga. Ny sasany amin-jareo dia ho ampiasaigny amim-bogninahitry, aveo ny sasany ho amin'ny fagnalam-baraka.\v 21 Koa misy ôlogno magnadio ny haigninazy ho afaka amin'ny fahafaham-baraka, dia fipitrahagna manan-kaja izy. Izy dia voataokagna, ilain'ny Tompony, avakeo voahomagna amin'ny asa tsara jiaby.
\v 19 Na dia zany ndraiky, ny fôtorto mafy horigny Zagnahary dia mijoro. Managna tô saoratra tô: "Ny Tompo dia mahay reo zay nihinazy" avakeo "Zay jiaby manognogno ny agnaragna Tompo dia tsy maintsy miala amin'ny tsy fahamarinagna." \v 20 Ao amin'ny tragnon'ny mpanan-kariagna, dia tsy reo fipitrahan'ny vaola maina ndraiky vaola fôtsy faogna ny akao. Misy faogna koa reo fipitrahan'ny kakazo ndraiky tanimanga. Ny sasany amin-jareo dia ho ampiasaigny amim-bogninahitry, aveo ny sasany ho amin'ny fagnalam-baraka. \v 21 Koa misy ôlogno magnadio ny haigninazy ho afaka amin'ny fahafaham-baraka, dia fipitrahagna manan-kaja izy. Izy dia voataokagna, ilain'ny Tompony, avakeo voahomagna amin'ny asa tsara jiaby.

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 Milifasa reo filàn'ny tanora. Mitadiava fahamarinagna, finoagna, fitiavagna, aveo fihavanagna miaraka amin'ny reo zay miantso ny Tompo amin'ny fô madio. Naifa mandàva reo fagnontaniagna adala salakady ndraiky tsisy fôtony. \v 23 Hainareo fao mitairaka ady reo.
\v 22 Milifasa reo filàn'ny tanora. Mitadiava fahamarinagna, finoagna, fitiavagna, aveo fihavanagna miaraka amin'ny reo zay miantso ny Tompo amin'ny fô madio. \v 23 Naifa mandàva reo fagnontaniagna adala salakady ndraiky tsisy fôtony. Hainareo fao mitairaka ady reo.

View File

@ -56,7 +56,6 @@
"02-14",
"02-16",
"02-19",
"02-22",
"02-24",
"03-title",
"03-01",