Sun Nov 17 2019 20:09:16 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-17 20:09:16 -08:00
commit 417d8be49d
22 changed files with 65 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 1 \v 1 Paoly, ndraiky Silasy, aveo Timoty, hoagny amin'ny fiangonan-jareo Tesaloniana ao amin-Jagnahary Babantsika sy Jesôsy Kristy Tompo. \v 2 Hoaminareo anie ny Fahasoavagna ndraiky fiadanagna avy amin-Jagnahary Babantsika ndraiky Jesôsy Kristy Tompo.

1
01/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Zahay dia tôkony hagnamia fisaoragna Zagnahary hoanareo fogna, ry rahalahy. Fao zany no tsara tsabogny, satria tegna mitômbo fatatra ny finoagnanareo, ndraiky ny fitiavagna areo tsiaraikiaraiky dia mitômbo ho an'ny hafa. \v 4 Noho zany dia zahay haigninay dia mivolagna am-piraiharaihagna mahakasiky areo eo amin'reo fiangonan-Jagnahary. Zahay dia mikoragna ny mahakasika ny faharaitanareo aveo ny finoagnanareo tamin'ny zay raha jiaby nagninjaihagna areo. Mikoragna mahakasiky reo fahoriagna zay niaraitanareo. \v 5 Zany dia famantaragna ny fitsaragna marin-Jagnahary. Ny vokany dia hiraisigny ho mendriky ny fanjakan-Jagnahary zay nijalinareo areo.

1
01/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Marigny amin-Jagnahary ny hamaly fahoriagna reo zay nampijaly areo, \v 7 ary hagnamia fitsaharagna aminareo zay nampahoriagna niaraka taminay. Hotsabony zany amin'ny fiboahan'i Jesôsy Tompo avy agny andangitry miaraka amin'reo anjelin'ny ngôvony. \v 8 Ao amin'ny môtro milolalola no hagnanaovany ny valifaty amin'reo zay tsy mahay Zagnahary ndraiky amin'reo zay tsy mamaly ny vaovao maharavoravon'i Jesôsy Tompontsika

1
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Zareo dia hijaly amin'ny famaizagna ny fandringanagna bariky ditany lavitry ny fagnatraihan'ny tompo ndraiky vogninahirty ny ngôvony. \v 10 Hitsabo zany zany Izy koafa avy amin'zany andro zany mbô hagnamaizan'ny ôlogno anazy vogninahitry Azy ndraiky reo jiaby zay nino. Fao ny fijoroagnanay vavolombelogno aminareo dia ninoagna.

1
01/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Noho zany mivavaka lalandava areo fogna koa zahay. Mivavaka zahay mbô ho mendriky ny hiraisin-Jagnaharintsika amin'ny fagnantsaovagana areo. Mivavaka zahay mbô hitantanterahiny amin'ny ngôvo ny fagniriagnanareo ny fahatsaragna ndraiky asan'ny finoagna jiaby. \v 12 Mivavaka ho an'reo raha reo zahay mbô amianareo vogninahitry ny agnaragna Jesôsy Tompontsika. Mivavaka zahay mbô hamiazany vogninahitry areo, nohon'ny fahasoavan-Jagnaharintsika ndraiky Jesôsy Kristy Tompo.

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Avaizo ny mahakasikin'ny fahatongavan'i Jesôsy Kristy Tômpontsika sindraiky namoriagna atsika hiaraka aminazy: magnontany areo zahay, oa rahalahy, \v 2 mbô tsy fôntry tabataba na hangôrohôro areo, na amin'ny totry, na amin'ny hafatra, na amin'ny taratasy lehy karaha ny hoe ho tonga aminay, noho ny vokatry ny fahatongavan'ny zany andron'ny Tômpo zany.

1
02/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Aza ambaila hisy ôlogno hamadiky areo na amin'ny fomba karakôry. Fa tsy hoavy zany izy koa tsy avafaran'ny fahatongavan'ny fahalavoagna, avakeo ny lalahy mpanôratra lalàgna dia abolaigny, ny zanaka ny faharatagna. [Fanamariahagna: ny dikan-tsôratra talôha sasany dia mivaky hoe: "ary ny lalahy mpagnano raha tsy manjary dia abolaigny"]. \v 4 Izy lehy mamaly ndraiky mampiakatra ny haignianazy amin'ny raha jiaby antsôvigny hoe Zagnahary na lehy ivavahagna. Vokatra zany, dia nantotry tao amin'ny Tempolin-Jagnahary izy ary nagnambara haignianazy ho karaha Zagnahary.

1
02/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Tsy tsaroanareo moa fao letry zaho niaraka taminareo dia afa nivôlagna reo raha reo?\v 6 Avaizo hainareo ino no mitagna azy, mbô hiboahany amin'ny fotoagna mety araiky fôgna. \v 7 Fao ny raha-mivôn'ny fandikan-dalàgna dia afa miasa, misy ôlogno araiky fôgna manakagna azy avaizo papiky angalagna azy teo amin'ny lalagna.

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Avakeo lehy taigna mpanôratra lalàgna dia habolaigny, zay hovonon'i Jesôsy Tômpo amin'ny fofokaignin'ny vavany. Ny tômpo dia hinday azy amin'ny tsisy dikany amin'ny alalan'ny fiboahan'ny faviagnanazy.\v 9 Ny faviagnan'ny lehy taigna mpanôratra lalàgna dia noho ny asan'ny Masantôko miaraka amin'ny ngôvo jiaby, reo famantaragna, ary reo fahagagagna tsy mitombigny, \v 10 avakeo miaraka amin'ny vandy jiaby ny amin'ny tsy fahamarinagna. Reo raha reo dia ho an'ny reo lehy very, satria zareo dia tsy nangala ny fitiavan'ny fahamarinagna mbô hahavoavonjy zareo.

1
02/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Noho zany antony zany dia magnandaifa asan'ny fahadisoagna Zagnahary mbô hinoan-jareo vandy.\v 12 Vokatra zany dia hatsaraigny aby izy jiaby, reo lehy mankatô ny fahamarinagna fao kanaifa mangala fahafinaraitagna amin'ny tsy fahamarinagna.

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fao zahay dia tôkony magnamia fisaoragna an-Jagnahary fôgna aminareo, oa rahalahy nitiavin'ny Tômpo. Fa Zagnahary no nisafidy areo karaha reo voalôham-bokatra ho an'ny fagnavotagna amin'ny fagnamasianagna ny Fagnahy sindraiky ny fankatoavagna ny fahamarinagna. [Fanamariahagna: ny dikan-tsaoratra sasany dia magnan-jao: "Fa Zagnahary dia nisafidy areo rango tamin'ny voalôhany tagny ho an'ny fagnavotagna]. \v 14 Zany no nagnantsôvany areo tamin'ny alala'ny vaovao maharavoravo mbô hazahoantsika ny vogninahitr'i Jesôsy Kristy Tômpontsika.\v 15 Kay noho zany, ry rahalahy, mitsangana mafy. Tano reo fahamarinagna lehy nagnanaragna areo. Na tamin'ny vôlagna na tamin'ny taratasinay.

1
02/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Avaizo aoka i Jesôsy Kristy Tômpontsika taignany, avakeo Zagnahary Babantsika lehy tiantsika sindraiky nagnamia atsika fampaheraizagna baroko dintany sindraiky ny fahatokisagna tsara ho an'ny ho avy amin'ny alalan'ny fahasoavagna,\v 17 hampahery avakeo hamaitraka ny fônareo amin'ny asa tsara jiaby ndraiky vôlagna.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Avaïzo, ry rahalahiky, mivavaha hoanay, mbô ho diraigny ndraiky hamem-bogninahitry ny vilagnan'ny Tompo, dia mitovy zany koa ny aminareo. \v 2 Mivavaha mbô ho afaka amin'ny reo ratsy fagnahy ndraiky olon-dratsy zahay, fao tsy ny jiaby no manam-pinoagna.\v 3 Fao ny Tompo dia mafatoky, zay magnamafy origny ndraiky miambigny areo amin'ny lay ratsy.

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Managna fahatokisagna amin'ny Tompo mitahy areo zahay, mbô sady hanaovanareo no nanohizanareo reo raha zay nandiagna zahay areo. \v 5 Ny Tompo anie hitariky ny fônareo ho amin'ny fitiavan-Jagnahary ndraiky ny fiaraitan'i Kristy.

1
03/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Avaïzo magniraka areo zahay, ry rahalahiky, amin'ny agnaran'i Jesôsy Kristy Tompontsika, mbô hiala amin-jareo rahalahy jiaby zay miaigny akao agnatin'ny hakamoagna ndraiky tsy araka reo fomban-drazagna zay nalainareo taminay. \v 7 Fao areo taignanareo dia mahay fao manjary aminareo ny mangala tahaka zahay. Tsy niaigny teo agnivonareo karaha reo zay tsy nanagna fitsipiky zahay. \v 8 Tsy nihinagna hanignin'ologno tsy nahaloa vôla zahay. Fao naifa, niasa andro aman'aligny tamin'ny asa sarotro ndraiky ny zava-tsarotro zahay, mbô tsy ho ainta-mavaisatra ho an'ny tsiraikiraiky aminareo. \v 9 Tsy hoe avy amin'ny tsy fanagnagna fahefagna no nagnanaovanay zany. Fao naifa, nagnano zany zahay mbô ho fitaratra hoanareo, kay mbô hangalatahaka zahay areo.

1
03/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
il\v 10 Koafa niaraka taminareo zahay, dia nandidy areo hoe: "Koa misy araiky tsy ti-hiasa, dia tsy tôkony hihinagna izy. " Fao maharegny zahay fao miraviravy tagnagna\v 11 ny sanany aminareo. Tsi miasa zareo fao mpitsabaka. \v 12 Avaïzo reo ologno karaha zany dia hirahinay ndraiky hagnarianay amin'i Jesôsy Kristy Tompo, mbô hiasa am-panginagna ndraiky hihinagna ny hanin-jareo manôkagna.

1
03/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fao areo, ry rahalahiky, aza mamono taigna amin'ny fanaovagna zay marigny. \v 14 Koa misy tsy magneky ny volagnantsika amin'ny tô taratasy tô, hamariho akeo amimason'ologno izy ary aza managna fifandraisagna aminazy, kay mety ho maingatra izy. \v 15 Aza raisigny ho fahavalo izy, fao anaro mitovy ny rahalahy.

1
03/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Fao lay Tompon'ny fiadagnagna anie hagnamia fiadagnagna areo amin'ny reo fotoagna ndraiky amin'ny reo fomba jiaby. Ho aminareo jiaby anie ny Tompo. \v 17 Tô no fagnanaovako veloma, zaho Paoly, tamin'ny tagnagnanaha, zay famantaragna amin'ny taratasy jiaby. Zao no soroatako. \v 18 Ny fahasoavan'i Jesosy Jesôsy Kristy Tompontsika anie ho aminareo jiaby.

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

View File

@ -1,3 +1,4 @@
<<<<<<< HEAD
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -27,3 +28,20 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> f8a90a956a127ba3a86032d4810d81f97582234a
=======
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> c453ed847c477c5d0db942bf606077ad6579ada4
>>>>>>> 97045fae3be94472a685f11480e4eb59e515aec6

View File

@ -32,6 +32,31 @@
}
],
"parent_draft": {},
"translators": [],
"finished_chunks": []
"translators": [
"LAPTOP-IQHM9IOH",
"MAD104",
"MAD106"
],
"finished_chunks": [
"01-01",
"01-03",
"01-06",
"01-09",
"01-11",
"03-title",
"03-01",
"03-04",
"03-06",
"03-10",
"03-13",
"03-16",
"02-title",
"02-01",
"02-03",
"02-05",
"02-08",
"02-13",
"02-16",
"02-11"
]
}