auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-15 10:56:52 -05:00 committed by root
parent dd06a7e7c6
commit 55fd4de995
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Na zôvy na zôvy mmandaiha alaoha atry tsy midôko ao amin'ny fampianaran'i Kristy dia tsy managna Zagnahary. Lehy araiky zay midôko ao amin'ny fampianaragna, zany araiky zany dia managna Iada ndraiky Zanaka. Raha misy ôlogno tonga eo amina ave tsy mitondra zany fampianaragna zany, dia aza mandray azy hoantragnona avake aza magnamia finaritry a Na zôvy na zôvy mmandaiha alaoha atry tsy midôko ao amin'ny fampianaran'i Kristy dia tsy managna Zagnahary. Lehy araiky zay midôko ao amin'ny fampianaragna, zany araiky zany dia managna Iada ndraiky Zanaka. Raha misy ôlogno tonga eo amina ave tsy mitondra zany fampianaragna zany, dia aza mandray azy hoantragnona avake aza magnamia finaritry azy. Fao zay magnamia finaritry azy dia miômbogno amin'ny ratsy tsabony.

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Managna raha maro ho soroatagna aminare zaho, naifa zaho tsy magniry hanaoratra zany amin'ny taratasy ndraiky ranomainty. Na