auto save
This commit is contained in:
parent
dd06a7e7c6
commit
55fd4de995
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Na zôvy na zôvy mmandaiha alaoha atry tsy midôko ao amin'ny fampianaran'i Kristy dia tsy managna Zagnahary. Lehy araiky zay midôko ao amin'ny fampianaragna, zany araiky zany dia managna Iada ndraiky Zanaka. Raha misy ôlogno tonga eo amina ave tsy mitondra zany fampianaragna zany, dia aza mandray azy hoantragnona avake aza magnamia finaritry a
|
||||
Na zôvy na zôvy mmandaiha alaoha atry tsy midôko ao amin'ny fampianaran'i Kristy dia tsy managna Zagnahary. Lehy araiky zay midôko ao amin'ny fampianaragna, zany araiky zany dia managna Iada ndraiky Zanaka. Raha misy ôlogno tonga eo amina ave tsy mitondra zany fampianaragna zany, dia aza mandray azy hoantragnona avake aza magnamia finaritry azy. Fao zay magnamia finaritry azy dia miômbogno amin'ny ratsy tsabony.
|
Loading…
Reference in New Issue