\v 17 "Naifa aoka ny araiky zay miraiharaiha, hiraiharaiha ao amin'ny Tompo."\v 18 Fao tsy lehy araiky zay manôlotro ny haigniny no ankatoavigny. Naifa ndraiky, aoka lehy araiky zay natôlotry ny Tompo.