Mon Aug 02 2021 08:59:51 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-08-02 08:59:52 -04:00
parent 011f85aa52
commit 21c68e86be
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 Zao hafatra zao dia azo antoko ndraiky magnaiva ny fangnikiagna jiaby, fao Kristy Jesôsy dia tonga teto antany hagnavotro reo mpanota. Zaho no taigna ratsy tamin'ny reo. \v 16 Fao nohony zany antony zany no namindragna fô taminaha, mbô amin'ny alalako, ny taigna lehibe, Kristy Jesôsy dia mety hagnaboaka ny fahiraitany jiaby. Nitsabo zany Izy ho aohatra hoan'ny reo zay magniry hatoky Azy hoamin'ny fiainagna bariky dintany. \v 17 Aveo hoan'ny mpanjakan'ny tagno, tsy mety maty, tsy hita maso, ny Zagnahary taokagna, anie ny laza ndraiky vogninahitry bariky dintany doaria. Amena.
\v 15 Zao hafatra zao dia azo antoko ndraiky magnaiva ny fangnikiagna jiaby, fao Kristy Jesôsy dia tonga teto antany hagnavotro reo mpanota. Zaho no taigna ratsy tamin'ny reo. \v 16 Fao nohony zany antony zany no namindragna fô taminaha, mbô amin'ny alalako, ny taigna lehibe, Kristy Jesôsy dia mety hagnaboaka ny fahiraitany jiaby. Nitsabo zany Izy ho aohatra hoan'ny reo zay magniry hatoky Azy hoamin'ny fiainagna bariky dintany. \v 17 Aveo hoan'ny mpanjakan'ny tagno, tsy mety maty, tsy hita maso, ny Zagnahary taokagna, anie ny laza ndraiky vogninahitry bariky dintany doria. Amena.