xmw_1th_text_reg/05/12.txt

1 line
411 B
Plaintext

\v 12 Mangataka aminareo zahay, ry rahalahy, mbô hagnikaihanareo zay mikely aigny aminareo sy mitondra areo amin'ny Tompo ary zay magnanatra areo. \v 13 Mangataka areo fogna koa zahay mbô hagnaja zareo am-pitiavagna noho ny asan-jareo. Mihavàgna amin'ny haigninareo. \v 14 Magnanatra areo zahay, ry rahalahy: mampitandraima ny fikorontanagna, hampaherezo reo kivy, ampià reo malemy, maharaita amin'ny jiaby.