\v 3 Satria ny fagnanaranay dia tsy avy tamin'ny fahadisoagna, na avy tamin'ny fahalotoagna, na avy tamin'ny vandy. \v 4 Fao naifa, araka ny fagnikaihan-Jagnahary zahay mbô hatokisagna amin'ny vaovao maharavoravo, noho zany dia mivolagna zahay. Mivolagna zahay, tsy mampiravoravo ny ologno, fao mampiravoravo an-Jagnahary. Izy lay mahay ny fônay.