diff --git a/02/03.txt b/02/03.txt index 4b1f5d8..b44edf0 100644 --- a/02/03.txt +++ b/02/03.txt @@ -1 +1 @@ -Satria ny fagnanaranay dia tsy avy tamin'ny fahadisoagna, na avy tamin'ny fahalotoagna, na avy tamin'ny vandy. Fao naifa, araka ny fagnikaihan-Jagnahary zahay mbô hatokisagna amin'ny vaovao maharavoravo, noho zany dia mivolagna zahay. Mivolagna zahay, tsy mampiravoravo ny ologno, fao mampiravoravo an-Jagnahary \ No newline at end of file +Satria ny fagnanaranay dia tsy avy tamin'ny fahadisoagna, na avy tamin'ny fahalotoagna, na avy tamin'ny vandy. Fao naifa, araka ny fagnikaihan-Jagnahary zahay mbô hatokisagna amin'ny vaovao maharavoravo, noho zany dia mivolagna zahay. Mivolagna zahay, tsy mampiravoravo ny ologno, fao mampiravoravo an-Jagnahary. Izy lay mahay ny fônay. \ No newline at end of file