auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-24 04:40:06 -04:00 committed by root
parent eed1403bc0
commit c66cf54add
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fao ny aignin'ny Tômpo hirôrogno avy agny andagnitry. Ho tonga miaraka amin'ny feo ambony Izy, miaraka amin'ny feon'ny Arkanjely, aveo amin'ny trompetran-Jagnahary, ave ny maty akao amin'ny Kristy no hitsagnagna voalohany. Aveo atsika lehy velogno, lehy mbôla tavaila,hiaraka hiakatra aminjareo agny amin'ny rondro kay hitratro amin'ny Tompo agny amin'ny habakabaka. Aminjany,
Fao ny aignin'ny Tômpo hirôrogno avy agny andagnitry. Ho tonga miaraka amin'ny feo ambony Izy, miaraka amin'ny feon'ny Arkanjely, aveo amin'ny trompetran-Jagnahary, ave ny maty akao amin'ny Kristy no hitsagnagna voalohany. Aveo atsika lehy velogno, lehy mbôla tavaila,hiaraka hiakatra aminjareo agny amin'ny rondro kay hitratro amin'ny Tompo agny amin'ny habakabaka. Aminjany die hiaraka amin'ny Tômpo lalandava atsika. Noho zany, mifankaheraiza amireo teny reo