auto save
This commit is contained in:
parent
80421e769d
commit
c048b8126e
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 7 \v 8 \v 9 Fao naifa, zahay dia maora teo aminareo karaha niny mankahery ny zanany natairany. [ Fagnamarihagna: Reo dikan-teny hafa sanany dia mivaky magnan-tô: " Fao naifa, zahay dia mitôvy zazamadiniky teo aminareo, koafa mankahery ny zanany natairany ny nininy."] Dia mitôvy zany ny nanagnanay fitiavagna ho anareo. Ravo zahay mirasa aminareo, tsy ny vaovao maharavoravo an-Jgnahary foagna, fao ny fiaignanay manôkagna foagna koa. Satria areo dia nanjary taigna tiànay. Satria tsaroanareo, ry rahalahiky, ny asanay sindraiky ny fijalianay
|
||||
\v 7 \v 8 \v 9 Fao naifa, zahay dia maora teo aminareo karaha niny mankahery ny zanany natairany. [ Fagnamarihagna: Reo dikan-teny hafa sanany dia mivaky magnan-tô: " Fao naifa, zahay dia mitôvy zazamadiniky teo aminareo, koafa mankahery ny zanany natairany ny nininy."] Dia mitôvy zany ny nanagnanay fitiavagna ho anareo. Ravo zahay mirasa aminareo, tsy ny vaovao maharavoravo an-Jgnahary foagna, fao ny fiaignanay manôkagna foagna koa. Satria areo dia nanjary taigna tiànay. Satria tsaroanareo, ry rahalahiky, ny asanay sindraiky ny fijalianay. Andro aman'aligny no niasanay
|
Loading…
Reference in New Issue