auto save
This commit is contained in:
parent
b05efab517
commit
b69ba008e9
|
@ -1,2 +1,2 @@
|
|||
Nony zany , koafa tsy afaka niaritry zany aky zahay, dia neritreretinay fao tsara ny mipaitraka manaokagna tao Atena. Nandaifa an'i Timity zahay, rahalahinay ndraiky mpiara-miasa ho an-Jagnahary ao amin'ny vaovao mahafalin'i Kristy, mbo hagnamafy sy hankahery momban'ny finoagnanareo. [Fagnamarihagna: ny dika-nteny sasany hafa talôha dia mivaky hoe: "Nandaifa an'i Timoty zahay, rahalahinay ary mpanompon- Jagnahary ao amin'ny vavao mahafalin'ny Kristy." Natanay zany mao tsy hisy ologno
|
||||
\v 1 Nony zany , koafa tsy afaka niaritry zany eky zahay, dia neritreretinay fao tsara ny mipaitraka manaokagna tao Atena.\v 2 Nandaifa an'i Timity zahay, rahalahinay ndraiky mpiara-miasa ho an-Jagnahary ao amin'ny vaovao mahafalin'i Kristy, mbo hagnamafy sy hankahery momban'ny finoagnanareo. [Fagnamarihagna: ny dika-nteny sasany hafa talôha dia mivaky hoe: "Nandaifa an'i Timoty zahay, rahalahinay ary mpanompon- Jagnahary ao amin'ny vavao mahafalin'ny Kristy." \v 3 Natanay zany mao tsy hisy ologno
|
||||
ho taitry noho ny fahoriagna reo. Fao ny taignanareo dia mahay fao zany no nanindriagna atsika.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Marigny tatôbe, koafa niaraka taminareo zahay, dia nivolagna mialôha taminareo, fao atsika dia tsy maintsy ampahoriagna, ary niboaka zany, araka ny hainareo. Noho zany antony zany, koafa tsy nahadigny zany eky zaho, dia nagniraka mbo ahaizako ny finoagnanareo. Angamba ny mpalaka fagnahy dia afa nalaka fagnahy areo, ary ho tsisy dikany ny asantsika.
|
||||
\v 4 \v 5 Marigny tatôbe, koafa niaraka taminareo zahay, dia nivolagna mialôha taminareo, fao atsika dia tsy maintsy ampahoriagna, ary niboaka zany, araka ny hainareo. Noho zany antony zany, koafa tsy nahadigny zany eky zaho, dia nagniraka mbo ahaizako ny finoagnanareo. Angamba ny mpalaka fagnahy dia afa nalaka fagnahy areo, ary ho tsisy dikany ny asantsika.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Fao homby tatô aminay avy tagny aminareo i Timoty ary nitondra ny vaovao mahafalin'ny finoagna sy fitiavagna aminay. Nivolagna taminay izy fao areo dia fahatsiarovagna tsara zahay foagna, ary areo dia magniry mafy ny hahita zahay karaha ny fagnirianay hahita areo. Noho zany, ry rahalahiky, zahay dia nampaherezinareo nohon'ny finoagnanareo, tao agnatin'ny fitaintaignagna ndraiky fahoriagnanay jiaby.
|
||||
\v 6 \v 7 Fao homby tatô aminay avy tagny aminareo i Timoty ary nitondra ny vaovao mahafalin'ny finoagna sy fitiavagna aminay. Nivolagna taminay izy fao areo dia fahatsiarovagna tsara zahay foagna, ary areo dia magniry mafy ny hahita zahay karaha ny fagnirianay hahita areo. Noho zany, ry rahalahiky, zahay dia nampaherezinareo nohon'ny finoagnanareo, tao agnatin'ny fitaintaignagna ndraiky fahoriagnanay jiaby.
|
Loading…
Reference in New Issue