From 9152af3fba7927a3071f500199df94676bcd0886 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD104 <> Date: Thu, 24 Oct 2019 10:29:41 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 03/01.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/03/01.txt b/03/01.txt index fa9520f..5bc0d26 100644 --- a/03/01.txt +++ b/03/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Nony zany , koafa tsy afaka niaritry zany eky zahay, dia neritreretinay fao tsara ny mipaitraka manaokagna tao Atena.\v 2 Nagnandaifa an'i Timoty zahay, rahalahinay ndraiky mpiara-miasa ho an-Jagnahary ao amin'ny vaovao mahafalin'i Kristy, mbo hagnamafy ndraiky hankahery momban'ny finoagnanareo. [Fagnamarihagna: ny dika-nteny sasany hafa talôha dia mivaky hoe: "Nagnandaifa an'i Timoty zahay, rahalahinay ary mpanompon- Jagnahary ao amin'ny vavao mahafalin'ny Kristy." \v 3 Natanay zany mao tsy hisy ologno ho taitry noho ny fahoriagna reo. Fao ny taignanareo dia mahay fao zany no nanindriagna atsika. \ No newline at end of file +\v 1 Nony zany , koafa tsy afaka niaritry zany eky zahay, dia neritreretinay fao tsara ny mipaitraka manaokagna tao Atena.\v 2 Nagnandaifa an'i Timoty zahay, rahalahinay ndraiky mpiara-miasa ho an-Jagnahary ao amin'ny vaovao mahafalin'i Kristy, mbô hagnamafy ndraiky hankahery momban'ny finoagnanareo. [Fagnamarihagna: ny dika-nteny sasany hafa talôha dia mivaky hoe: "Nagnandaifa an'i Timoty zahay, rahalahinay ary mpanompon- Jagnahary ao amin'ny vavao mahafalin'ny Kristy." \v 3 Natanay zany mao tsy hisy ologno ho taitry noho ny fahoriagna reo. Fao ny taignanareo dia mahay fao zany no nanindriagna atsika. \ No newline at end of file