Thu Oct 24 2019 08:53:29 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-24 08:53:30 -04:00
parent ba2f0d7d63
commit 3fbc6eaf2e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 \v 14 Mangataka aminareo zahay, ry rahalahy, mbô hagniklaihanareo zay mikely aigny aminareo sy mitondra areo amin'ny Tompo ary zay maagnanatra areo. Mangataka areo fogna koa zahay mbô hagnaja azy reo am-pitiavagna noho ny asan-jareo. Mihavàgna amin'ny haigninareo. Magnanatra areo zahay, ry rahalahy: mampitandraima ny fikorontanagna, hampaherezo
\v 12 \v 13 \v 14 Mangataka aminareo zahay, ry rahalahy, mbô hagnikaihanareo zay mikely aigny aminareo sy mitondra areo amin'ny Tompo ary zay magnanatra areo. Mangataka areo fogna koa zahay mbô hagnaja zareo am-pitiavagna noho ny asan-jareo. Mihavàgna amin'ny haigninareo. Magnanatra areo zahay, ry rahalahy: mampitandraima ny fikorontanagna, hampaherezo reo kivy, ampià reo malemy, maharaita amin'ny jiaby.