auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-24 05:35:00 -04:00 committed by root
parent c605d114dc
commit 0776d1afca
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fao tsy tianay tsy ho hanareo, oa rahalahy, ny mahakasika reo lehy afa naty, mbô tsy haharavagna areo tôrotrô reo ambiny lehy tsy managna antoko ny amin'ny hoavy. Fao raha mankato atsika fa Jesôsy dia maty ave nitsangagna ndraiky, dia karha zany koa no hitognoasan-Jagnahary miaraka amin'i Jesôsy reo lehy afa naty tao aminazy. Fao tô no nambaranay
Fao tsy tianay tsy ho hanareo, oa rahalahy, ny mahakasika reo lehy afa naty, mbô tsy haharavagna areo tôrotrô reo ambiny lehy tsy managna antoko ny amin'ny hoavy. Fao raha mankato atsika fa Jesôsy dia maty ave nitsangagna ndraiky, dia karha zany koa no hitognoasan-Jagnahary miaraka amin'i Jesôsy reo lehy afa naty tao aminazy. Fao tô no nambaranay aminareo