xmw_1jn_text_reg/05/06.txt

1 line
681 B
Plaintext

\v 6 Zany dia lehy araiky zay tonga tamin'ny rano ndraiky lío: Jesôsy Kristy. Izy dia tonga tsy tamin'ny rano faogna, fao tamin'ny rano ndraiky lío.\v 7 Fao misy teo zay mitsangagna antomoa: \v 8 ny Fagnahy, ny rano, ary ny lío. Reo telo reo dia mifagnaraka. [Fagnamarihagna: Ny dikan-teny talaoha sasany dia mivaky karaha zao: "Fao misy telo zay mitsangagna antomoa agny an-dangitry: ny Iada, ndraiky ny Vaolagna, avake ny Fagnahy Masigny; ary reo telo reo dia araiky. Ary misy telo zay mitsangagna antomoa aketo ambonin'ny tany: ny Fagnahy, ny rano, avake ny lío; ave reo telo reo dia karaha ny araiky." Na zany aby, reo dikan-teny bahery tsara dia tsy mivaky karaha zany.]