1 line
556 B
Plaintext
1 line
556 B
Plaintext
\v 4 Are dia avy amin-Jagnahary, ry zanaka tiagna, ary afa nandresy zare, satria lehy araiky zay ao aminare dia gaida mihoatra noho lehy araiky zay aketo amin'ny zao tontolo zao. \v 5 Izy re dia avy amin'ny zao tontolo zao; noho zany zay jiaby koragnin-jare dia avy amin'ny zao tontolo zao, ave zao tontolo zao dia mitandregny zare. \v 6 Avy amin-Jagnahary atsika. Zay mahay Tompo dia magnaboaka atsika. Izy zay tsy avy amin-Jagnahary dia tsy magnaboaka atsika. Amin'ny zany no ahaizantsika ny fagnahin'ny fahamarinagna ndraiky ny fagnahin'ny fahadisoagna. |