xmw_1jn_text_reg/04/17.txt

1 line
452 B
Plaintext

\v 17 Noho zany, zany fitiavagna zany dia nitantirahiagny tamintsika, mbô hanagnantsika toky amin'ny androny fitsaragna, satria tôrotro Azy, dia karaha zany faogna koa atsika aketo amin'ny tô tany tô. \v 18 Tsisy hamboriagna ao amin'ny fitiavagna. Fao ndraiky, ny fitiavagna tantairaka dia magnala hamboriagna, satria ny hamboriagna dia tsy maintsy miaraka amin'ny sazy. Fao lehy araiky zay ambory dia tsy natà ho tantairaka ao amin'ny fitiavagna.