xmw_1jn_text_reg/03/23.txt

1 line
343 B
Plaintext

\v 23 Zao no didy: Tôkony mino ny agnaran'ny Zanany Jesôsy Kristy ave mifankatia atsika, karaha ny afa namaizany atsika zany didy zany.\v 24 Ny araiky zay mitagna reo didin-Jagnahary dia midôko ao aminazy, ary Zagnahary midôko ao aminazy. Amin'ny zany no hahaizantsika fao izy dia midôko ao amintsika, amin'ny Fagnahy zay namiany atsika.