xmw_1jn_text_reg/03/07.txt

1 line
343 B
Plaintext

\v 7 Ry zanaka tiagna, aza ambaila hoisy ôlogno hamitaka are. Lehy araiky zay magnano ny fahamarinagna dia marigny, mitôvy ny mahamarigny Kristy. \v 8 Lehy araiky zay manota dia avy amin'ny devoly, fao devoly dia nanota rango am-piandohagna. Noho zany antony zany ny Zanaka Zagnahary dia naboaka, mbô hahafahany mamotiky reo asan'ny devoly.