xmw_1jn_text_reg/02/12.txt

1 line
570 B
Plaintext

\v 12 Manaoratra aminare zaho, ry zanaka tiagna, satria reo fahotagnanare dia navotsotro nohon'ny agnarany.\v 13 Manaoratra aminare zaho, ry iada, satria hainare lehy araiky avy amin'ny voalaohany. Manaoratra aminare zaho, ry zatovo, satria nirisenare lehy ratsy. Afa nanaoratra aminare zaho, ry zaza madiniky, satria are dia mahay ny Iada. \v 14 Afa nanaoratra aminare zaho, ry iada, satria, hainare lehy avy amin'ny voalaohany. Afa nanaoratra aminare zaho, ry zatovo, satria mafy are, ary ny koragnan-Jagnahary dia midôko ao aminare, ave are afa nandresy lehy ratsy.