\v 11 Fao zany no hafatra zay afa regninare rango tamboalaohany: fao atsika dia tôkony mifankatia, \v 12 fao tsy hotra Kaina, zay avy amin'ny lehy ratsy ndraiky namono rahalahiny. Fao nagnino izy namono azy? Satria re asany dia ratsy, ary nihin'ny rahalahiny dia marigny.