\v 7 Ry tiagna, tsy manaoratra didy vava aminare zaho, fao didy talaoha zay afa nanagnanare rango voalaohany. Ny didy talaoha dia ny vaolagna zay regninare. \v 8 Fao manaoratra didy vava ho nihinare zaho, zay marigny ao amin'i Kristy ndraiky ao aminare, satria ny hizigny dia mandalo, fao ny fahazavagna marigny dia afa mangilatra.