auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-15 09:23:00 -05:00 committed by root
parent 31538d34e5
commit e4010cf928
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Amin'zany no hahaizantsika ny fitiavagna, satria Kristy nanôlotro ny aigniny hoantsika. Atsika faogna koa dia tôkony manôlotro nihintsika hoamin're rahalahy. Fao na zôvy na zôvy managna ny harian'ny zao tontolo zao, kay mahita fijalian'ny rahalahiny, ary mamôdy ny fôn'ny fangorahany azy, amin'ny fomba akôry no idôhan'ny fitiavan-Jagnahary ao aminazy? Ry zanako tiako, aoka ats
Amin'zany no hahaizantsika ny fitiavagna, satria Kristy nanôlotro ny aigniny hoantsika. Atsika faogna koa dia tôkony manôlotro nihintsika hoamin're rahalahy. Fao na zôvy na zôvy managna ny harian'ny zao tontolo zao, kay mahita fijalian'ny rahalahiny, ary mamôdy ny fôn'ny fangorahany azy, amin'ny fomba akôry no idôhan'ny fitiavan-Jagnahary ao aminazy? Ry zanako tiako, aoka atsika tsy hitia amin'ny vaolagna na koa amin'ny vava, fao amin'ny asa ndraiky fahamarinagna.

1
03/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Avy aminn'zany no hahaizantsika fao avy aminny fahamarinagna atsika, ary mampatoky ny fôntsika eo agnatraihany a