auto save
This commit is contained in:
parent
51539ea048
commit
e377a4b122
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Manaoratra hoanare zaho, ry zanaka tiagna, satria re fahotagnanare dia navotsotro nohon'ny agnarany. Manaoratra hoanare zaho, ry iada, satria hainare lehy araiky avy amin'ny voalaohany. Manaoratra hoanare zao, ry zatovo, satria resinare lehy ratsy. Afa nanaoratra hoanare zaho, ry zaza madiniky, satria are dia mahay ny Iada. Afa nanaoratra hoanare zaho, ry iada, satria, hainare lehy avy amin'ny volaohany. Afa nanaoratra lehy avy ami
|
||||
Manaoratra hoanare zaho, ry zanaka tiagna, satria re fahotagnanare dia navotsotro nohon'ny agnarany. Manaoratra hoanare zaho, ry iada, satria hainare lehy araiky avy amin'ny voalaohany. Manaoratra hoanare zao, ry zatovo, satria resinare lehy ratsy. Afa nanaoratra hoanare zaho, ry zaza madiniky, satria are dia mahay ny Iada. Afa nanaoratra hoanare zaho, ry iada, satria, hainare lehy avy amin'ny volaohany. Afa nanaoratra hoanatre zaho, ry zatovo, satria mafy are, ary ny koragnan-Jagnahary dia midôko ao aminare, ary are afa nandresy lehy ratsy.
|
Loading…
Reference in New Issue