auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-15 07:42:35 -05:00 committed by root
parent 72930fb8a5
commit e155ee3dd1
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Zao no hafatra zay afa regninay avy taminazy kay ambaranay aminare: Zagnahary dia fahazavagna, ary ao Aminazy dia tisy hizigny velively. Raha mivaolagna atsika fao managna fifandraisagna Aminazy ave mandaiha ao agnatin'ny hizigny, dia mandaiha atsika ary tsy magano ny marigny. Kanaifa raha mandaha ao amin'ny fahazavagna atsika hotra Azy ao amin'ny fahazavagna, dia managna fifandraisagna amin'ny tsiaraikiaraiky avy atsika, ary ny lin'i Jesôsy Zanany
Zao no hafatra zay afa regninay avy taminazy kay ambaranay aminare: Zagnahary dia fahazavagna, ary ao Aminazy dia tisy hizigny velively. Raha mivaolagna atsika fao managna fifandraisagna Aminazy ave mandaiha ao agnatin'ny hizigny, dia mandaiha atsika ary tsy magano ny marigny. Kanaifa raha mandaha ao amin'ny fahazavagna atsika hotra Azy ao amin'ny fahazavagna, dia managna fifandraisagna amin'ny tsiaraikiaraiky avy atsika, ary ny lin'i Jesôsy Zanany no magnadi atsika amin'ny fahotagna jiaby.

1
01/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Raha mivaolagna atsika fao tsy manam-pahotagna, dia mamitaka ny haignintsika atsika, ave ny fahamarinagna dia tsy ao amintsika. Naifa raha miaiky re faho