auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-15 09:32:54 -05:00 committed by root
parent b587e160b2
commit b7f1d5e374
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Amin'zany no hahaizantsika ny fitiavagna, satria Kristy nanôlotro ny aigniny hoantsika. Atsika faogna koa dia tôkony manôlotro nihintsika hoamin're rahalahy. Fao na zôvy na zôvy managna ny harian'ny zao tontolo zao, kay mahita fijalian'ny rahalahiny, ary magnantogno ny f
Amin'zany no hahaizantsika ny fitiavagna, satria Kristy nanôlotro ny aigniny hoantsika. Atsika faogna koa dia tôkony manôlotro nihintsika hoamin're rahalahy. Fao na zôvy na zôvy managna ny harian'ny zao tontolo zao, kay mahita fijalian'ny rahalahiny, ary mamôdy ny fôn'ny fangorahany azy, amin'ny fomba akôry no idôhan'ny fitiavan-Jagnahary ao aminazy? Ry zanako tiak