diff --git a/04/01.txt b/04/01.txt index f365d33..ce70b74 100644 --- a/04/01.txt +++ b/04/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Ry tiagna, aza mino ny fagnahy jiaby. Fao ndraiky, tsapay reo fagnahy mbô hahita fao avy amin-Jagnahary zare, satria mpagnazary sandoko maro no afa niala tamin'ny zao tontolo zao. \v 2 Amin'ny zany no ahaizanare ny Fagnahin-Jagnahary ny fagnahy jiaby zay magneky fao Jesôsy Kristy zay tonga nôfo dia avy amin-Jagnahary,\v 3 ary ny fagnahy jiaby zay tsy magneky fao Jesôsy dia tsy avy amin-Jagnahary. Dia zany ny fagnahin'ny antiKristy, zay afa regninare fao hoavy, ave avaizo dia afa aketo an-tany. [Fagnamariahagna: misy dikan-teny talaoha sasany dia mivaky hoe: "Ary ny fagnahy zay tsy magneky fao Jesôsy tonga nôfo dia tsy avy amin-Jagnahary. Zany dia fagnahin'ny antiKristy, zay afa regninare fao hoavy, ary avaizo dia afa aketo an-tany.] \ No newline at end of file +\v 1 Ry tiagna, aza mino ny fagnahy jiaby. Fao ndraiky, tsapay reo fagnahy mbô hahita fao avy amin-Jagnahary zare, satria mpagnazary sandoko maro no afa niala tamin'ny zao tontolo zao. \v 2 Amin'ny zany no ahaizanare ny Fagnahin-Jagnahary ny fagnahy jiaby zay magneky fao Jesôsy Kristy zay tonga nôfo dia avy amin-Jagnahary,\v 3 ave ny fagnahy jiaby zay tsy magneky fao Jesôsy dia tsy avy amin-Jagnahary. Dia zany ny fagnahin'ny antiKristy, zay afa regninare fao hoavy, ave avaizo dia afa aketo an-tany. [Fagnamariahagna: misy dikan-teny talaoha sasany dia mivaky magnanjao: "Ary ny fagnahy jiaby zay tsy magneky fao Jesôsy tonga nôfo dia tsy avy amin-Jagnahary. Zany dia fagnahin'ny antiKristy, zay afa regninare fao hoavy, ary avaizo dia afa aketo an-tany.] \ No newline at end of file