auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2021-02-09 03:47:39 -05:00 committed by root
parent e861331fe2
commit a9f3aefaaf
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 Zany dia lehy araiky zay tonga tamin'ny rano ndraiky lío: Jesôsy Kristy. Izy dia tonga tsy tamin'ny rano faogna, fao tamin'ny rano ndraiky lío.\v 7 Fao misy teo zay mitsangagna antomoa: \v 8 ny Fagnahy, ny rano, ary ny lío. Reo telo reo dia mifagnaraka. [Fagnamarihagna: Ny dikan-teny talaoha sasany dia mivaky hotra zao: "Fao misy telo zay mitsangagna antomoa agny an-dangitry: ny Iada, ndraiky ny Vaolagna, ary avake ny Fagnahy Masigny; ary re telo re dia araiky. Ary misy telo zay mitsangagna antomoa aketo ambonin'ny tany: ny Fagnahy, ny rano, avake ny lí; ary re telo re dia hotra ny araiky." Na zany aby, re dikan-teny taigna tsara dia tsy mivaky hotra zany.]
\v 6 Zany dia lehy araiky zay tonga tamin'ny rano ndraiky lío: Jesôsy Kristy. Izy dia tonga tsy tamin'ny rano faogna, fao tamin'ny rano ndraiky lío.\v 7 Fao misy teo zay mitsangagna antomoa: \v 8 ny Fagnahy, ny rano, ary ny lío. Reo telo reo dia mifagnaraka. [Fagnamarihagna: Ny dikan-teny talaoha sasany dia mivaky karaha zao: "Fao misy telo zay mitsangagna antomoa agny an-dangitry: ny Iada, ndraiky ny Vaolagna, avake ny Fagnahy Masigny; ary reo telo reo dia araiky. Ary misy telo zay mitsangagna antomoa aketo ambonin'ny tany: ny Fagnahy, ny rano, avake ny lío; ave reo telo reo dia karaha ny araiky." Na zany aby, reo dikan-teny a tsara dia tsy mivaky hotra zany.]