auto save
This commit is contained in:
parent
57811fb25e
commit
a400224ad3
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 1 Tô karaha ino ny fitiavagna namian'ny Iada atsika, mbô hagnantsaovagna atsika hoe Zanaka Zagnahary, ary zany atsika. Noho zany antony zany, zao tontolo zao dia tsy mahay atsika, satria tsy mahay azy zany. [Fagnamarihagna: Ny diaka-teny talaoha dia tsy magnisy heo: "ary zany atsika."]\v 2 Ry tiagna, Zanakaka Zagnahary atsika avaizo, ave zany dia mbôla tsy namabara hoe hotra ny ino atsika. \v 3 Atsika dia mahay fao koafa miboaka Kristy, dia hotra Azy atsika, satria hahita Azy hotra Azy atsika. Jiaby zay managna zany fahatokiagna mahakasiky ny hoavy mifôtotro amin'ny zany dia magnadio ny haigniny mbô hadio hotra Azy.
|
\v 1 Tô karaha ino ny fitiavagna namian'ny Iada atsika, mbô hagnantsaovagna atsika hoe Zanaka Zagnahary, ary zany atsika. Noho zany antony zany, zao tontolo zao dia tsy mahay atsika, satria tsy mahay azy zany. [Fagnamarihagna: Ny diaka-teny talaoha dia tsy magnampaitaka hoe: "ary zany atsika."]\v 2 Ry tiagna, Zanakaka Zagnahary atsika avaizo, ave zany dia mbôla tsy namabara hoe hotra ny ino atsika. \v 3 Atsika dia mahay fao koafa miboaka Kristy, dia hotra Azy atsika, satria hahita Azy hotra Azy atsika. Jiaby zay managna zany fahatokiagna mahakasiky ny hoavy mifôtotro amin'ny zany dia magnadio ny haigniny mbô hadio hotra Azy.
|
Loading…
Reference in New Issue