auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2021-02-09 03:47:39 -05:00 committed by root
parent 8e9d8ef08c
commit 5d2fbd4522
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Noho zany, zany fitiavagna zany dia nitantirahiagny tamintsika, mbô hanagnantsika toky amin'ny androny fitsaragna, satria tAzy, dia hotra zay faogna koa atsika aketo amin'ny tô tany tô. \v 18 Tsisy tahotro ao amin'ny fitiavagna. Fao ndraiky, ny fitiavagna tantairaka dia magnala hamboriagna, satria ny tahotro dia tsy maintsy miaraka amin'ny sazy. Fao lehy araiky zay ambory dia tsy natà ho tantairaka ao amin'ny fitiavagna.
\v 17 Noho zany, zany fitiavagna zany dia nitantirahiagny tamintsika, mbô hanagnantsika toky amin'ny androny fitsaragna, satria tôrotro Azy, dia karaha zany faogna koa atsika aketo amin'ny tô tany tô. \v 18 Tsisy tahotro ao amin'ny fitiavagna. Fao ndraiky, ny fitiavagna tantairaka dia magnala hamboriagna, satria ny hamborio dia tsy maintsy miaraka amin'ny sazy. Fao lehy araiky zay ambory dia tsy natà ho tantairaka ao amin'ny fitiavagna.