auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2021-02-09 03:47:39 -05:00 committed by root
parent ebe306d6da
commit 4a939f6f14
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Manaoratra aminare zaho, ry zanaka tiagna, satria reo fahotagnanare dia navotsotro nohon'ny agnarany.\v 13 Manaoratra hoanare zaho, ry iada, satria hainare lehy araiky avy amin'ny voalaohany. Manaoratra hoanare zaho, ry zatovo, satria resinare lehy ratsy. Afa nanaoratra hoanare zaho, ry zaza madiniky, satria are dia mahay ny Iada. \v 14 Afa nanaoratra hoanare zaho, ry iada, satria, hainare lehy avy amin'ny voalaohany. Afa nanaoratra hoanatre zaho, ry zatovo, satria mafy are, ary ny koragnan-Jagnahary dia midôko ao aminare, ary are afa nandresy lehy ratsy. \v 12 Manaoratra aminare zaho, ry zanaka tiagna, satria reo fahotagnanare dia navotsotro nohon'ny agnarany.\v 13 Manaoratra aminare zaho, ry iada, satria hainare lehy araiky avy amin'ny voalaohany. Manaoratra aminare zaho, ry zatovo, satria nirisenare lehy ratsy. Afa nanaoratra hoanare zaho, ry zaza madiniky, satria are dia mahay ny Iada. \v 14 Afa nanaoratra hoanare zaho, ry iada, satria, hainare lehy avy amin'ny voalaohany. Afa nanaoratra hoanatre zaho, ry zatovo, satria mafy are, ary ny koragnan-Jagnahary dia midôko ao aminare, ary are afa nandresy lehy ratsy.