Tue Jul 27 2021 10:54:55 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)
This commit is contained in:
parent
9c26f32c78
commit
1a22941f48
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 4 Lehy mivaolagna: "Mahay Zagnahary zaho", fao tsy mitandrigny reo didiny, dia mapavandy, ave ny marigny tsy ao aminazy. \v 5 Fao na zôvy na zôvy mitandregny koragnanazy, marigny tatô be, dia ao amin'ny zany ôlogno zany no nagnatantirahagna ny fitiavan-Jagnahary. Amin'ny zany no ahaizantsika fao ao Amizay atsika. \v 6 Lehy araiky zay mivaolagna fao midôko ao amin-Jagnahary dia tôkony andaiha faogna koa izy karaha ny andihanan'i Jesôsy Kristy.
|
||||
\v 4 Lehy mivaolagna: "Mahay Zagnahary zaho," fao tsy mitandrigny reo didiny, dia mpavandy, ave ny marigny tsy ao aminazy. \v 5 Fao na zôvy na zôvy mitandregny koragnanazy, marigny tatô be, dia ao amin'ny zany ôlogno zany no nagnatantirahagna ny fitiavan-Jagnahary. Amin'ny zany no ahaizantsika fao ao Amizay atsika. \v 6 Lehy araiky zay mivaolagna fao midôko ao amin-Jagnahary dia tôkony andaiha faogna koa izy karaha ny andihanan'i Jesôsy Kristy.
|
Loading…
Reference in New Issue