auto save

This commit is contained in:
Plt-Mad004 2020-12-15 11:52:54 -05:00 committed by root
parent 209b1f4aa1
commit 04c3842a38
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 \v 17 \v 18 Amin'zany no hahaizantsika ny fitiavagna, satria Kristy nanôlotro ny aigniny hoantsika. Atsika faogna koa dia tôkony manôlotro nihintsika hoamin're rahalahy. Fao na zôvy na zôvy managna ny harian'ny zao tontolo zao, kay mahita fijalian'ny rahalahiny, ary mamôdy ny fôn'ny fangorahany azy, amin'ny fomba akôry no idôhan'ny fitiavan-Jagnahary ao aminazy? Ry zanako tiako, aoka atsika tsy hitia amin'ny vaolagna na koa amin'ny vava, fao amin'ny asa ndraiky fahamarinagna.
\v 17 \v 16 \v 18 Amin'zany no hahaizantsika ny fitiavagna, satria Kristy nanôlotro ny aigniny hoantsika. Atsika faogna koa dia tôkony manôlotro nihintsika hoamin're rahalahy. Fao na zôvy na zôvy managna ny harian'ny zao tontolo zao, kay mahita fijalian'ny rahalahiny, ary mamôdy ny fôn'ny fangorahany azy, amin'ny fomba akôry no idôhan'ny fitiavan-Jagnahary ao aminazy? Ry zanako tiako, aoka atsika tsy hitia amin'ny vaolagna na koa amin'ny vava, fao amin'ny asa ndraiky fahamarinagna.