2021-02-09 08:47:39 +00:00
|
|
|
\v 7 Ry zanka tiagna, aza ambaila hoisy ôlogno hamitaka are. Lehy araiky zay magnano ny fahamarinagna dia marigny, mitôvy ny mahamarigny Kristy.\v 8 Lehy araiky zay manota dia avy amin'ny devoly, fao devoly dia nanota rango am-piandohagna. Noho zany antony zany ny Zanaka Zagnahary dia naboaka, mbô hahafahany mamotiky reo asan'ny devoly.
|