xmw_1jn_text_reg/05/06.txt

1 line
655 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-12-15 16:29:36 +00:00
\v 6 Zany dia lehy araiky zay tonga tamin'ny rano ndraiky lí. Izy dia tonga tsy tamin'ny rano faogna, fao tamin'ny rano ndraiky lí.\v 7 Fao misy teo zay mitsangagna antomoa: \v 8 ny Fagnahy, ny rano, ary ny lí. Re telo re dia mifagnaraka. [Fagnamarihagna: Ny dikan-teny talaoha sasany dia mivaky hotra zao: "Fao misy telo zay mitsangagna antomoa agny an-dangitry: ny Iada, ndraiky ny Vaolagna, ary avake ny Fagnahy Masigny; ary re telo re dia araiky. Ary misy telo zay mitsangagna antomoa aketo ambonin'ny tany: ny Fagnahy, ny rano, avake ny lí; ary re telo re dia hotra ny araiky." Na zany aby, re dikan-teny taigna tsara dia tsy mivaky hotra zany.]