xmw_1jn_text_reg/04/04.txt

1 line
559 B
Plaintext
Raw Normal View History

2021-02-09 08:47:39 +00:00
\v 4 Are dia avy amin-Jagnahary, ry zanaka tiagna, ary afa nandresy zare, satria lehy araiky zay ao aminare dia goalahy mihoatra noho lehy araiky zay aketo amin'ny zao tontolo zao. \v 5 Izy reo dia avy amin'ny zao tontolo zao; noho zany zay jiaby koragnin-jare dia avy amin'ny zao tontolo zao, ave zao tontolo zao dia mitandregny zare. \v 6 Avy amin-Jagnahary atsika. Zay mahay Tompo dia magnaboaka atsika. Izy zay tsy avy amin-Jagnahary dia tsy magnaboaka atsika. Amin'ny zany no ahaizantsika ny fagnahin'ny fahamarinagna ndraiky ny fagnahin'ny fahadisoagna.