Fri Jul 30 2021 14:46:06 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-30 14:46:06 -04:00
parent f81824ff2b
commit ddc4f33922
2 changed files with 1 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Raha mamoaka feo reo raha magneno tsy managn'aigny karaha sodina na lokanga avakeo tsy magnaboaka lantom-peo samihafa reo, akôry no hahaizan'ôlogno zay melodia aboakan'ny sodina na ny lokanga?\v 8 Fao raha magnano feo hafahafa ny trompentra, akôry no hahaizan'ôlogno koafa fotoagna hiomanagna amin'ny ady? \v 9 Kay tôrotro zany faogna koa ny aminareo. Raha tsy mazava ny vaolagna aboakan'ny vavanareo, akôry no hahaizan'ôlogno zay nikoragninareo.
\v 7 Raha mamoaka feo reo raha magneno tsy managn'aigny—karaha sodina na lokanga—avakeo tsy magnaboaka lantom-peo samihafa reo, akôry no hahaizan'ôlogno zay melodia aboakan'ny sodina na ny lokanga? \v 8 Fao raha magnano feo hafahafa ny trompentra, akôry no hahaizan'ôlogno koafa fotoagna hiomanagna amin'ny ady? \v 9 Kay tôrotro zany faogna koa ny aminareo. Raha tsy mazava ny vaolagna aboakan'ny vavanareo, akôry no hahaizan'ôlogno zay nikoragninareo.

View File

@ -182,7 +182,6 @@
"14-title",
"14-01",
"14-05",
"14-07",
"14-10",
"14-12",
"14-15",