Fri Jul 30 2021 10:56:08 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-30 10:56:10 -04:00
parent 9798e830a4
commit aa1ac0ff76
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Fao tsy nalaka ny fagnahin'izao tontolo izao atsika, fao ny Fagahy zay avy amin-Jagnahary, mbô hahaizantsika mahay reo raha amiagna atsika maimaim-poagna avy amin-Jagnahary.\v 13 Mivaolagna mahakasiky reo raha reo amin'ny vaolagna zay tsy hain'ny fahindriagnan'ôlombelogno ampianarigny zahay, fao zay ampianarin'ny Fagnahy zahay. Ny Fagnahy no mandiiky ny vaolagna ara-pagnahy miaraka amin'ny fahindriagna ara-pagnahy.
\v 12 Fao tsy nalaka ny fagnahin'izao tontolo izao atsika, fao ny Fagahy zay avy amin-Jagnahary, mbô hahaizantsika mahay reo raha amiagna atsika maimaim-poagna avy amin-Jagnahary. \v 13 Mivaolagna mahakasiky reo raha reo amin'ny vaolagna zay tsy hain'ny fahindriagnan'ôlombelogno ampianarigny zahay, fao zay ampianarin'ny Fagnahy zahay. Ny Fagnahy no mandiky ny vaolagna ara-pagnahy miaraka amin'ny fahindriagna ara-pagnahy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Ny ôlogno zay tsy ara-pagnahy dia tsy malaka reo raha zay nihin'ny Fagnahin-Jagnahary, satria halifahagna aminazy regny. Tsy afaka mahay regny izy satria famantaragna ara-pagnahy regny.\v 15 Izay ara-pagnahy dia mitsara raha jiaby, fao tsy iharan'ny fitsaragnan'ny hafa izy.\v 16 "Fao zôvy no afaka mahay ny fisaignan'ny Tompo, no ho afaka hampianatra Azy?" Fao zahay dia managna ny fisaigan'i Kristy.
\v 14 Ny ôlogno zay tsy ara-pagnahy dia tsy malaka reo raha zay nihin'ny Fagnahin-Jagnahary, satria halifahagna aminazy regny. Tsy afaka mahay regny izy satria famantaragna ara-pagnahy regny. \v 15 Izay ara-pagnahy dia mitsara raha jiaby, fao tsy iharan'ny fitsaragnan'ny hafa izy. \v 16 "Fao zôvy no afaka mahay ny fisaignan'ny Tompo, no ho afaka hampianatra Azy?" Fao zahay dia managna ny fisaignan'i Kristy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Ary zaho, rahalahy, dia tsy afaka nivaolagna taminareo hotra ny ôlogno zay ara-pagnahy, fao kanaifa hotra ny ôlogno ara-noôfo, hotra ny zazamadiniky ao amin'i Kristy. \v 2 Nifahanako ronono areo, fao tsy ventinkanigny, satria tsy vôgnogno tamin'ny zany areo; aveo na aminjeo aby dia mbôla tsy vôgnogno amin'ny zany areo.
\c 3 \v 1 Ary zaho, rahalahy, dia tsy afaka nivaolagna taminareo hotra ny ôlogno zay ara-pagnahy, fao kanaifa hotra ny ôlogno ara-nôfo, hotra ny zazamadiniky ao amin'i Kristy. \v 2 Nifahanako ronono areo, fao tsy ventinkanigny, satria tsy vôgnogno tamin'ny zany areo; aveo na aminjeo aby dia mbôla tsy vôgnogno amin'ny zany areo.

View File

@ -60,10 +60,10 @@
"02-03",
"02-06",
"02-08",
"02-10",
"02-12",
"02-14",
"03-title",
"03-01",
"03-03",
"03-06",
"03-08",