Fri Jul 30 2021 14:06:06 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-30 14:06:06 -04:00
parent 3f0de8d0fb
commit 88d6d73910
2 changed files with 1 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Raha mampihatra zany zo zany avy aminareo reo hafa, moa zahay tsy managna mihoatra ? Na dia zany aby, tsy nitaky zany zo zany zahay. Fao ndraiky, nalenay niaritry raha jiaby hotra zay ho sakagna ho amin'ny vava maharavon'ny Kristy.\v 13 Moa tsy hainareo fao reo zay manompo ao amin'ny tempoly dia mahazo ny hanignin-jareo avy ao amin'ny tempoly? Aveo moa tsy hainareo fao reo zay manompo egny amin'ny alitara dia mahazo anjara amin'ny zay natao fagnatitry teo amin'ny Alitara? \v 14 Hotra zany koa, ny Tompo dia nandidy fao reo zay mitory vava maharavo dia tôkony hahazo fivilaoman-jareo avy amin'ny vava maharavo.
\v 12 Raha mampihatra zany zo zany avy aminareo reo hafa, moa zahay tsy managna mihoatra? Na dia zany aby, tsy nitaky zany zo zany zahay. Fao ndraiky, nalenay niaritry raha jiaby hotra zay ho sakagna ho amin'ny vava maharavon'ny Kristy. \v 13 Moa tsy hainareo fao reo zay manompo ao amin'ny tempoly dia mahazo ny hanignin-jareo avy ao amin'ny tempoly? Aveo moa tsy hainareo fao reo zay manompo egny amin'ny alitara dia mahazo anjara amin'ny zay natao fagnatitry teo amin'ny Alitara? \v 14 Hotra zany koa, ny Tompo dia nandidy fao reo zay mitory vava maharavo dia tôkony hahazo fivilaoman-jareo avy amin'ny vava maharavo.

View File

@ -129,7 +129,6 @@
"09-03",
"09-07",
"09-09",
"09-12",
"09-15",
"09-17",
"09-19",