Fri Jul 30 2021 15:16:06 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-30 15:16:06 -04:00
parent c5c96dd7f7
commit 45f32b79c6
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 52 Hiaova atsika amin'ny fotoagna araiky, ao agnatin'ny ndraiky mipi, amin'ny trompetra farany. Hagneno ny trompaitra, ary reo maty dia hatsangagna ho tsy mety lô, aveo dia hovoagna atsika.\v 53 Fao tô vatagna mety maratra tô dia tsy maintsy hisikigny zay tsy mety lô, avakeo tô vatagna mety maty tô dia tsy maintsy hisikigny ny tsy fahafataisagna.
\v 52 Hiaova atsika amin'ny fotoagna araiky, ao agnatin'ny ndraiky mipi-maso, amin'ny trompaitra farany. Hagneno ny trompaitra, ary reo maty dia hatsangagna ho tsy mety lô, aveo dia hovoagna atsika. \v 53 Fao tô vatagna mety maratra tô dia tsy maintsy hisikigny zay tsy mety lô, avakeo tô vatagna mety maty tô dia tsy maintsy hisikigny ny tsy fahafataisagna.

View File

@ -1 +1 @@
\v 54 Fao koafa misikigny ny tsy mety maratra tô vatagna mety maratra tô, ary koafa misikigny ny tsy fahafataisagna tô vatagna mety maty tô, dia ho tonga amin'ny lehy vaolagna zay voasaoratra magnanjao: "Voateligny tamin'ny fandrisiagna ny fahafataisagna."\v 55 "Oa fahafataisagna, aiza ny fandresanao?'' Oa fahafataisagna, aiza ny fanindrognoa?''
\v 54 Fao koafa misikigny ny tsy mety maratra tô vatagna mety maratra tô, ary koafa misikigny ny tsy fahafataisagna tô vatagna mety maty tô, dia ho tonga amin'ny lehy vaolagna zay voasaoratra magnanjao: "Voateligny tamin'ny fandrisiagna ny fahafataisagna." \v 55 "Oa fahafataisagna, aiza ny fandresanao? Oa fahafataisagna, aiza ny fanindrognoa?''