Fri Jul 30 2021 14:24:06 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-30 14:24:06 -04:00
parent 803c911665
commit 273b49a0bc
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 31 Noho zany, na mihinagna na migiaka areo, na ino na ino tsabonareo, dia atôvy ho voninahitry Zagnahary jiaby. \v 32 Aza magnamia fanafintohinagna ny jiosy na ny Grika, na ny fiangonan-jagnahary.\v 33 Miaizaka ny haharavo ny ôlogno jiaby amin'ny raha jiaby zaho. Tsy mitady tombontsoako zaho, fao nihin'ny maro. Ataoko zany mbô ho voavonjy zareo.
\v 31 Noho zany, na mihinagna na migiaka areo, na ino na ino tsabonareo, dia atôvy ho voninahitry Zagnahary jiaby. \v 32 Aza magnamia fanafintohinagna ny Jiosy na ny Grika, na ny fiangonan-jagnahary. \v 33 Miaizaka ny haharavo ny ôlogno jiaby amin'ny raha jiaby zaho. Tsy mitady tombontsoako zaho, fao nihin'ny maro. Ataoko zany mbô ho voavonjy zareo.

View File

@ -1 +1 @@
\c 11 \v 1 Mangala tahaka zaho, hotra zaho malaka tahaka Kristy. \v 2 Aveo midaira areo zaho satria mahatsaro zaho amin'ny raha jiaby areo. Midaira areo zaho satria mitagna mafy ny fombafomba araka zay nanolorako azy reo teo aminareo areo. \v 3 Ary tiako ho azonareo fao Kristy no laohan'ny lalahy jiaby, fao ny lalahy no laohan'ny vaiavy, avakeo Zagnahary no lohan'ni Kristy. \v 4 Avakeo mangala vogninahitry ny laohany reo lalahy zay mivavaka na maminagny kay misaron-daoha.
\c 11 \v 1 Mangala tahaka zaho, hotra zaho malaka tahaka Kristy. \v 2 Aveo midaira areo zaho satria mahatsaro zaho amin'ny raha jiaby areo. Midaira areo zaho satria mitagna mafy ny fombafomba araka zay nanolorako azy reo teo aminareo areo. \v 3 Ary tiako ho azonareo fao Kristy no laohan'ny lalahy jiaby, fao ny lalahy no laohan'ny vaiavy, avakeo Zagnahary no lohan'i Kristy. \v 4 Avakeo mangala vogninahitry ny laohany reo lalahy zay mivavaka na maminagny kay misaron-daoha.