Fri Jul 30 2021 11:36:09 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2021-07-30 11:36:09 -04:00
parent 89d3f979d4
commit 1c1d42a167
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 Fao raha ny vady tsy Kristiana no miala, ambailao izy andaiha. Amin'ny karazan-draha hotra zany, ny rahalahiny na rahavavy dia tsy voafehin-jareo voadin-jareo. Zagnahary dia nagnantso atsika mbô hiaigny am-piadanagna.\v 16 Fao amin'ny fomba manankôry no ahaizanao, vaiavy, raha ho voavonjinao ny vadinao, lalahy, raha voavonjinao ny vadinao?
\v 15 Fao raha ny vady tsy Kristiana no miala, ambailao izy andaiha. Amin'ny karazan-draha hotra zany, ny rahalahiny na rahavavy dia tsy voafehin-jareo voadin-jareo. Zagnahary dia nagnantso atsika mbô hiaigny am-piadanagna. \v 16 Fao amin'ny fomba manankôry no ahaizanao, vaiavy, raha ho voavonjinao ny vadinao, lalahy, raha voavonjinao ny vadinao? Na amin'ny fomba manankôry no ahaizanao, lalahy, raha voavonjinao ny vadinao?